Toro-làlana

 MANOMANA VAHOAKA HO AMIN’NY FANJAKAN’ ANDRIAMANITRA

Ny fiainana Kristiana dia fomba fiaina iray

(Volana Novambra – Desambra - Janoary)

 

1

Fiz.1

Ny fiainana Kristiana dia fomba fiaina iray

Ekso 20:1-17; Mat 5:1-16; Jak 2:14-26

 

Fiz.2

- Inona ny fiangonana, ary inona no antom-pisiany?

 

 

 

- Inona no atao hoe tena Kristiana?

Gen 5:21-24; Mat 7:13-23; 1Pet 4:1-4

2

Fiz.1

Fanaovana fanatitra sy fahafolon-karena

Lev 27:30-34; Lio 10:1-13; Gal 6:1-10

 

Fiz.2

Nahoana no mandoa ampahafolon-karena amin’izao andro izao?

 

3

Fiz.1

Ny Sabata andro fahafito sy ny Sabata fito isan-taona famantarana

Ezek 20:10-17; Lio 4:14-22;

1Kor 5:1-13

 

Fiz.2

Ny Sabata andro fahafito sy ny Sabata fito isan-taona famantarana

 

4

Fiz.1

Miara-mandeha amin’Andriamanitra ny tena Kristiana

Gen 5:21-24; Jao 15:1-16; Heb 11:8-19

 

Fiz.2

Miara-mandeha amin’Andriamanitra ny tena Kristiana

 

5

Fiz.1

Ny Didy Folo sy ny Filazantsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra

Ekso 20:1-17; Mar 1:9-15;

1 Jao 3:1-9

 

Fiz.2

Fitandremana ny Didy Folo

 

6

Fiz.1

Mahatsiarova ny andro Sabata

Gen 1:26-31; Gen 2:1-3;

Mar 2:23-28;

Heb 4:1-11

 

Fiz.2

Mahatsiarova ny andro Sabata

 

7

Fiz.1

Ny Fety Fito Isan-taona (1): Paska, MTMM, Pentekosta, Trompetra, Fanavotana

Ekso 12:11-18;

Lio 22:7-20;

Asa 2:1-8

 

Fiz.2

Ny Fety Fito Isan-taona (1): Paska, MTMM, Pentekosta, Trompetra, Fanavotana

 

8

Fiz.1

Ny Fety Fito Isan-taona (2): Tabernakely sy Fara-Fivoriana

Lev 23:33-44;

Jao 7:31-39;

Apok 20:11-15

 

Fiz.2

Ny Fety Fito Isan-taona (2): Tabernakely sy Fara-Fivoriana

 

9

Fiz.1

Fahafolon-karena sy fanatitra amin’ny fanahy vaovao

Gen 14:17-24;

Mat 23:23-28;

Heb 7:1-4

 

Fiz.2

Fahafolon-karena sy fanatitra amin’ny fanahy vaovao

 

10

Fiz.1

Ny adin’ny Kristiana

Isa 47:1-11;

Jao 17:14-26;

Gal 5:14-21

 

Fiz.2

Ny adin’ny Kristiana

 

11

Fiz.1

Hiara-mandova amin’i Kristy ny mpandresy

Ezek 37:21-24;

Mat 24:44-51;

Apok 20:4-6

 

Fiz.2

Ho tonga mpandova miaraka amin’i Kristy

 

12

Fiz.1

Afaka mandresy ianao (1)

Este 9:1-10;

Jao 15:1-10;

Rom 7:7-25

 

Fiz.2

Afaka mandresy ianao (1)

 

13

Fiz.1

Afaka mandresy ianao (2)

Gen 15:1-7; Mat 6:5-13;

Asa 2:36-47

 

Fiz.2

Afaka mandresy ianao (2)